Insérer une photo Inséré par : mangamaso
Date : 10/08/2009 18:54
Visite : 1514
Poèmes: 3 Cliquer ici
Fans : 0 Admirer
Insérer un poème

mangamaso

Faly tonga mamangy anareo eto aho ary anisan'ireo mpankasitraka ny tononkalo malagasy.
I mangamaso na Tritriva dia izaho ihany fa tsy tafiditra ato serasera ny pseudo Tritriva.
Manoratra tononkalo aho indraindray, nefa mety atao hoe mpianatra fa mbola sarotra amiko ny fisoratana tononkalo, ka aza tsiny raha misy adisoana ao fisoratana.
Lien: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/mangamaso
Derniers commentaires

Aucun commentaire trouvé.

Ajouter un commentaire
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.017