Ampidiro aloha ny tenimiafina
Insérer une photo
Inséré par :
NekenaAndria
Date : 23/01/2026 05:53
Visite : 30
Poèmes: 2 Cliquer ici
Fans : 1 Admirer
Insérer un poème Date : 23/01/2026 05:53
Visite : 30
Poèmes: 2 Cliquer ici
Fans : 1 Admirer
NekenaAndrià (Kanton'ny Alina)
Aloky ny lasa ihany, aleo hijanona ho aloky ny lasa ihany.Nekena Andrianina, dia mpanoratra niaina tao anatin'ny kanto sy hira.
Teraka tamin'ny 02 avrily 1999.
Mpanoratra hira sy tonokalo.
Manavanana azy ny hira amin'ny teny frantsay, raha toa kosa ka amin'ny teny malagasy ny tonokalo.
Aleo ny kanto no hiteny
sy hilaza eny ho eny
ny ao am-pon'ny mpanoratra.
sy ireo asa-soratra.
NekenaAndrià 23/01/2026
Lien:
https://vetso.serasera.org/mpanoratra/nekenaandria-kantonny-alina
Poèmes ( 2)
Lectures
Pas encore lu
