Insérer une photo
Inséré par :
NyAnNyTena
Date : 08/08/2025 07:49
Visite : 191
Poèmes: 1 Cliquer ici
Fans : 0 Admirer
Insérer un poème Date : 08/08/2025 07:49
Visite : 191
Poèmes: 1 Cliquer ici
Fans : 0 Admirer
Ny An'Ny Tena
Ny An'Ny Tena na RANDRIAMANANTENA Feno Hasina Nambinintsoa dia mpanoratra mikambana ao amin'ny fikambanana Havatsa Upem nanomboka ny taona 2020.Avy any Mangatany Avaratra / Sadabe, Distrikan'i Manjakandriana ny fiaviny fa mipetraka ao Antananarivo izy hatreto.
Misehatra amin'ny fanoratana TONONKALO, SOMBIN-TANTARA, TANTARA FIHAINO, TANTARA FISEHATRA, SNS izy ary efa namoaka ny boky LAKAN-JEJO ny taona 2025 izay boky mirakitra TONONKALO ranoray, mitantara ny fiainana hatrehan'ny olona eo amin'ny andavan'androm-piainany.
Ny Hafatra ho antsika mpamaky dia ny hoe: "Ny An'Ny Tena aloha lalaina"
Mankafiza finaritra!!!
Lien:
https://vetso.serasera.org/mpanoratra/ny-anny-tena
