Insérer une photo Inséré par : arson
Date : 10/05/2006 12:47
Visite : 1532
Poèmes: 1 Cliquer ici
Fans : 0 Admirer
Insérer un poème

NY ARY

Izaho dia olona tso-piaina.Ny manoratra tononkalo ny ahy no mahafinaritra ahy indrindra rehefa irery iny aho.Ny manoratra tantara foronina koa torak'izany, tsy haiko aloha na izaho mpilalao tantara an-tsehatra angamba?
Ny kanto malagasy aloa dia mahafinaritra ahy daholo rehefa tsy manimba ahy sy ny hafa.
Ankoatr'izay koa dia tiako ny mifanerasera amin'ny olona.
Lien: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/ny-ary
Poèmes ( 1)
Lectures

Pas encore lu

Derniers commentaires

Aucun commentaire trouvé.

Ajouter un commentaire
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0142