Insérer une photo
Inséré par :
moktezuma1
Date : 11/02/2004 17:03
Visite : 2432
Poèmes: 3 Cliquer ici
Fans : 0 Admirer
Insérer un poème Date : 11/02/2004 17:03
Visite : 2432
Poèmes: 3 Cliquer ici
Fans : 0 Admirer
Ny Miray
olona vao manomboka manoratra! Tsy dia mahay manoratra teny gasy firy, satria mbola kely dia efa nianatra tany an-tsekoly vaza! Ka aza dia omena tsiny raha toa ka misy tsipelina diso!Mangataka anareo mihintsy aza, mba handefa mailaka,manintsy izay diso!
Mipetraka aty frantsa aloa amin'izao fotoana izao! Fa mikasa hiverina any madagasikara, tanindrazana, afaka 2 taona, raha vao mahavita ny fianarany!
Lien:
https://vetso.serasera.org/mpanoratra/ny-miray
Poèmes ( 3)
Lectures
Pas encore lu