You are here: home > Vetso

Ranomaso - Ny Miray

Azo vakiana?


satriko ny ho ranomaso,
hikoriana hatreo imasonao,
ary hiafara eo imolotrao,
ireo molotrao tiako
raha sendra ny milaza hoe,
"tiako ianao"

Sokajy : Fitiavana

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : Ny Miray

Nampiditra : moktezuma1
Daty : 24/02/2004
Mpamangy : 1520
Mankafy : 1

Tononkalo hafa

Trano bogon'ny fitiavana
Just a tear