Inséré par : NyVetso001
Date : 13/04/2025 04:05
Visite : 386
Poèmes: 3 Cliquer ici
Fans : 0 Admirer
Insérer un poème

Ny_Vetso

RAKOTOVAO Mbola Tiana no tena anarana. Ny Vetso no solon'anarana entina amin'ny maha mpanakanto. Mpamokatra Ilay fandaharana fohy "Hotsakotsakoina, Teny atsipy ho an'ny manam-panahy" mandeha isan'andro amin'ireo haino vaky jery maro isan-karazany eto an-tanindrazana sy any ivelany, toy ny fahitalavitra, Radio ary gazety mpivoaka isan'andro.
Ankoatra ny maha poety sy mpanoratra dia mitantana Akany fitaizana Zaza kamboty antsoina hoe "Orphelinat Kids Hope" eto Soamanandrariny.
Ny Vetso
Lien: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/ny_vetso
Lectures

Pas encore lu

Derniers commentaires

Aucun commentaire trouvé.

Ajouter un commentaire
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3177