Insérer un poème
Ny_Vetso
RAKOTOVAO Mbola Tiana no tena anarana. Ny Vetso no solon'anarana entina amin'ny maha mpanakanto. Mpamokatra Ilay fandaharana fohy "Hotsakotsakoina, Teny atsipy ho an'ny manam-panahy" mandeha isan'andro amin'ireo haino vaky jery maro isan-karazany eto an-tanindrazana sy any ivelany, toy ny fahitalavitra, Radio ary gazety mpivoaka isan'andro.Ankoatra ny maha poety sy mpanoratra dia mitantana Akany fitaizana Zaza kamboty antsoina hoe "Orphelinat Kids Hope" eto Soamanandrariny.
Ny Vetso
Lien:
https://vetso.serasera.org/mpanoratra/ny_vetso
Poèmes ( 3)
Lectures
Pas encore lu
