Insérer une photo Inséré par : ZAKAIOSY
Date : 02/08/2013 19:32
Visite : 1527
Poèmes: 1 Cliquer ici
Fans : 0 Admirer
Insérer un poème

ONJA

Vao mianatra mandady aho raha tononkalo no resahana amin'izao faha 45 taonako izao, manambady aman-janaka, tantsambo no raharaha fameloman-tenako. Efa ela kosa anefa no nankafy ny literatiora malagasy sy ny tononkalo. E.D Andriamalala no mpanoratra ankafiziko indrindra. Eo amin'ny sehatry ny tononkalo indray dia Nary Njato; Dox; Rado; Randja Zanamihoatra. Ny mba faniriako dia ny handray fanamarihana, fanakianana, torohevitra , ka mba hahafantarako hoe tena mpanoratra marina ve aho sa mpampiady rima fotsiny ihany.
Lien: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/onja
Poèmes ( 1)
Lectures

Pas encore lu

Derniers commentaires

Aucun commentaire trouvé.

Ajouter un commentaire
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0144