Insérer un poème
Raben'ainga
RABENANDSASANA Dominique Martial no anarako, RABE no fiantsoina ahy fa ataon'ny Betsimisaraka hoe "RABY", teraka tamin'ny 13 septambra 1994 tao sahanosy (CR Fetraomby/ Brickaville).Misandrahaka amin'ny sehatra rehetra ny asa-soratra izay ataoko. "Raben'ainga" no solon'anarana entiko amin'ny asa-soratro.
Lien:
https://vetso.serasera.org/mpanoratra/rabenainga
Poèmes ( 1)
Lectures
Pas encore lu