Nampiditra : leraby
Daty : 07/03/2016 12:23
Nijery : 901
Tononkalo: 1 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

Raben'ainga

RABENANDSASANA Dominique Martial no anarako, RABE no fiantsoina ahy fa ataon'ny Betsimisaraka hoe "RABY", teraka tamin'ny 13 septambra 1994 tao sahanosy (CR Fetraomby/ Brickaville).
Misandrahaka amin'ny sehatra rehetra ny asa-soratra izay ataoko. "Raben'ainga" no solon'anarana entiko amin'ny asa-soratro.
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/rabenainga
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0138