Voro-manga nandalo (ALOKA MIVENTY)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Iny ianao ry voro-manga nandalo Izay nandalo dia niserana
Hitako tsara tao anaty ny maro
Kanefa ny nahitako anao tao nanenenana
Nanidina ianao ka tsy hita intsony
Ka izao nipopopo sy nitady
Namentram-panontanina ny tao ambony
Hoe aona izao no miandrady
Ny ranomasoko no alatrako
Fa nilaozan'ilay voro- manga kely
Ny tsiahy sisa no iantefako
Fa ny foko maratra,tsy ho tafarina velively
--------
Lien:
Fans:
Alokamiventy
