Hevitra momba ny IMASONAO...
Hiverina amin'ny IMASONAO...
fanoandria (
19/06/2010 06:26)
Ny tena fitiavana dia miloaka avy ao am-po, ary ho taratra eo imaso
ny tena tia dia mizara tsy mitady valiny
ny tena tia dia amin'ny fotoana rehetra
ny tena tia dia mizara tsy mitady valiny
ny tena tia dia amin'ny fotoana rehetra
