Hevitra momba ny SOMBINAIKO
Hiverina amin'ny SOMBINAIKO
endrika01 (
06/07/2009 17:39)
Sambatra ilay sombin ainao mahazo io vetso io.
ANJARA7 (
08/07/2009 13:16)
misaotra aky endrika a!
benasy (
09/07/2009 15:15)
Mamy ny zanaka ka ahafoizana tena fatratra....Tiako ilay vetsonao!
ANJARA7 (
11/07/2009 11:23)
misaotra anao nankasitraka benasy a!tena mamy ny zanaka marina zany!
