FAHAVALOKO MAL (Ankaizina J24)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FAHAVALOKO MALALAKOIanao ilay tiako
Sy mba faniriako
Niriako tsy hataklo
Idrisy toa lasa fahavalo
Ilay endrikao mitsiky,
Sy ilay volonao ahofan'ny rivotra
Indrisy toa lsa nangidy
Ka zary fitia rovidrovitra
Ianao ilay nahatsampako
Ny atao hoe fitiavana
Ankehitriny hofafako
Ilay tsiron'y fitiavana
Ianao hono tsy tia anah
Tsy tia anah maizina
De izah ko ts mila anao
Tsy mila anao hotrin'ny aizina
Veloma ianao rahavako
De ilay havana nandalo
Veloma ianao malalako
Izazay zary fahavalo
--------
Lien:
Catégorie :
Fisarahana - Fitiavana