VADIKO (antsa RAHAMEFIARISOA)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
N'iza n'iza eto an-tanytsy misy ankoatra anao izany
Na iza hiseho mahery
ianao hatrany aho ry neny
na mahy io na matavy
ianao ihany ilay vady
inao ihany ry malala
ianao ihany izaho tsy hiala
ianao foana tsy miova
ianao ihany no mpandova
IANAO
--------
Lien:
Commentaires
Naje
(
25/01/2019 17:33)
Ny tena ftiavana mahary po tsy rava ny ony maro