Malala Fahizay (Antsa tononkalo.R)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raha vavolombelon'ny mpiasa ny bainga dia ny poeta ny boky, ny bainga dia tsy inona fa tany novakivakiana ary ny boky takelaka navadibadika. Ny tany no hovakivakiana dia mba hahavokaran'ny saha ary ny takelaka no havadibadika, maso te hanovo eritreritra. Eritreritra manahoana no azo eo ampamadibadihana takelaka, Malala Fahizay

Manasa anao hanaraka izany ao amin'ny Amboaran-tonokalo, Malala Fahizay!

nosoratan'i Antsa Tononkalo.R
--------
Rohy:
571 1
Mpakafy: lehilahytsyresy
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0148