Ampidiro aloha ny tenimiafina
Commentaire à propos de FARATSIHO
Revenir à FARATSIHO
rina15 (
24/06/2024 03:15)
mankatelina Ikalamako
ikalamako (
02/07/2024 10:43)
tsisy ilay smiley manambatra tànana misaotra ato moa izany ? hihihi
Rary soa foana Rina o !
Rary soa foana Rina o !
hery (
02/07/2024 17:08)
Ouf nisy ihany 🙏🙏🙏
😋
😋
ikalamako (
02/07/2024 22:16)
Taiza io ry sefo ? ato amiko toa tsisy ? Sa atao dika-petaka avy any andrefan-trano any ?
hery (
03/07/2024 22:29)
Tsy misy fampidirana azy eto fa amin'ny finday misy. Dia azo atao dika-petaka ihany koa.
ikalamako (
05/07/2024 16:11)
tsss ka mba voa koa izany izaho sy ny solosaina be ity - hihihi
hery (
06/07/2024 14:05)
Ny smileys fototra aloha tokony mety raha soratana e. Ohatra hoe : sy ) na : - ) mitambatra manome hoe :-)
Dia mbola azo ampiana hoe : - p lasa :-p sns. Fa ny 🙏🏻 tsy haiko hoe inona ny litera afaka mamoaka anazy
Dia mbola azo ampiana hoe : - p lasa :-p sns. Fa ny 🙏🏻 tsy haiko hoe inona ny litera afaka mamoaka anazy
