Fanantenana (AR J'Lucien)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Fa nahoana?Hoy ianao,
No moana
Toy izao!
Resy ve?
Ianao io,
Asa re?
Izaho io!
Mbola miady
Amin'ny Aizina,
Fa mitady
Aza faizina.
Nefa mino
Ny ho avy,
Ny anio
Tsy anavy.
AR JL
--------
Lien: