Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fa ny fitiavako (bidich)
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
fa ny fitiavako tsy maro fa tokana iray
ka ny fivavako
hitia anao mandrakizay
ataoko ny tsy hampiofo
ny lokom-pitiavako anao
ka na rivotra hifofo
izaho sahy hijoro ho anao
ny foko efa tia
mitahiry hafanana
hiraisana tananà
raha tsy ho doria
isika hifandray tanàna
hijanona ho mpinamanà
--------
Lien:
