TIako ianao (bobone)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TIAKO IANAOTiako ianao hafa kely
Manana endrika Anjely
Tsy mba tefy maimaika
Fa tsara rindra sy miraika
Kanto ianao ,meva koa
manintona, mambabo fo
tsara ianao , lafatra aza
nefa tena mbola zaza
Tiako ianao , tiako loatra
ny foko anaty toa hitroatra
tiako tena tiako
Ka ekeo ny faniriako
bobone
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana
Commentaires
bobone
(
02/08/2006 12:36)
hafa rehefa tia ô!
sambatsambatra!
sa ahona!!!
sambatsambatra!
sa ahona!!!