Anio raisoko ny penina An (creta)

Lu par ikalamako
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Anio raisoko ny penina
Anoratako ho anao
Fahafoizampo tsy misy nenina
Hivetsovetsoko ny momba anao

Ireo hakantonao
Ny sarikanao
Ho dokadokafako
Hasongadingadiniko
Aza matahotra
Na hangovitra
Fa afeniko
Tsy ho lazaiko
Izay mety kilemanao
--------
Lien:
Catégorie : Aingam-panahy
1328 5
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : creta
Inséré par : tovomanana5
Date : 12/05/2016 20:58
Lectures
Lu par ikalamako
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0148