IDEALY (creta)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ianao ilay vonikazo
Diamondra feno hatsarana
Eny ravaky ny lalana
Aoa aminao ilay hanitra meva
Lanto ianao toy “eva”
Ilay tsikinao manja no maneva

Ny anaranao no hiraiko
Ianao mamy nolalaiko
Fa ny Hatsaranao hajaiko
--------
Lien:
Catégorie : Fitiavana
1036 2
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0139