Tiko ianao ry Taniko Fa (creta)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tiko ianao ry Taniko
Fa ny mpitondranao tsy mamiko
Babonao aho ry taniko
Ny mpanapaka anao kosa tsy reviko



Iao Madagasy
Fa zah gasy
Ny fiaranao kara
Ny vahoakanao tsara


Raha ambarako
Sy ho lazaiko
Madagasikara no anaranao
Ho an’ny Malagasy ianao
--------
Lien:
Catégorie : Tanindrazana
1244 1
Fans: tovomanana5
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : creta
Inséré par : tovomanana5
Date : 24/09/2016 14:26
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0152