Tsia!!! (cristal)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsy ho hanoratra ahoKa ilaza ny tsy nahy,
Na hitory koa fitia,
Fa hiteny ny ao am-poko
Efa babo hatr'izay
Ireo tsikinao mantsy no
Nialonako,raha nomena hafa
'Reo tsiky,teo imolotrao
Hany mba fivelomako
Dia efa tsy rehako intsony
Koa mahereza ianao
Mahita ny soa,f'aleo aho hangina
Tsy hitia anao intsony,
Anaty fahoriana!!!
--------
Lien:
Catégorie :
Alahelo