Hevitra momba ny misy
Hiverina amin'ny misy
tititiana (
11/12/2005 02:38)
Mahafinaritra ny tononkalonao ary toa mahita ny zvt hiainako ankehitriny ao anatiny aho. Ka tandremo ary sao fantan' ilay lavitra ny fisian' ilay iray ary mahaiza misafidy izay tena tiana sao hanenenana. Tititiana
fiaritiana (
11/12/2005 10:13)
tsara be ny tononkalonao,zavatra misy mihitsy izany nefa marina ny tenin i tititiana hoe ataovy ny safidy ary na ho ela na ho haingana tsy maintsy fantatry ny iray ihany ka mahereza ary e!
fiaritiana
fiaritiana
