ETO ANTANY (Erictsoa)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Misafotofom_pamaizinana
Ny fiainako eto antany
Tsisy hazavana tazana
Fa dia rakotra tomany
Rakotra alahelo
Rako_pahoriana
Selotselom_pijaliana
No mameno ny tontoloko
Zany anefa no eto
Tsy azo atao mampisento
Mila favononan_tsaina
Hiatrehana ny olana
Fa fingana sy tolona
Zany no eto antany
K' aza atao mampitomany
--------
Lien:
Catégorie : Fiainana
815 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Erictsoa
Inséré par : romialisonericrafilantsoa
Date : 28/08/2016 10:55
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
Autres poèmes
LEO
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0144