Ampidiro aloha ny tenimiafina
Alina... (Eugene.lR)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Alina,Iriariavan'ny tsiahy
Anaty aizina mangina.
Alina,
Iaingan'ny fanahy
Ho eo anilan'ny tina.
Alina... Alina... Alina
Ny saina te-hiarina
Fa tsy afaka satria
Ny alina minia
Manohitra hatrany
Hoe izay aloha ny androany!
--------
Lien:
Fans:
EugenelR
