Miarahaba anao... (Eugene.lR)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tonga ihany aho marina, tonga eto aminareo
Voababon'ireo kanto ifanolorana isan'andro!
Tonga ka miarahaba, te hiantso, avo feo!
Hoe indro izaho manara-dia ry ilay nisava ranon'ando!
--------
Lien:
Catégorie : Fiaraha-monina
1304 1
Fans: EugenelR
Commentaires
EugenelR ( 22/10/2013 11:53)
Miarahaba anareo rehetra e!!!
hery ( 22/10/2013 18:16)
Tonga soa izany e
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Eugene.lR
Inséré par : EugenelR
Date : 22/10/2013 11:52
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.014