nofy ratsy (F.R.A)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Maizina ny tany Ny tavany efa loaMaizina ny volana Ny fitafiny efa rovitra
Fahanginana no reko any ho any Dia izany avokoa
Fa nankaiza ny olona? No manosika ahy hiforitra
Tampoka teo indray misy feo Maty mitsangana
Reko mihikika tsy misy toy izany Efa rotidrotika
No indro mitsivalana
Hoy aho nanontany Mampihorohoro sy mamotipotika
Indreto izy ireo fa tamy voatazony aho
Mandroso manantona ahy Tsy afaka hitsaoka
Avy any ambanin’ny tany Azony tao
Avy any ambanin-drangolahy ka tsy tafatsaoka
Ny hitako rehetra Mahagaga kanefa
Toa faty efa loa Fa teo am-pandriana aho ny maraina
Izaho irery sisa mitoetra Miarena lesy raLefa
Ny ambony faty avokoa Iay no aoko laziana
Ireny izy ireo
Manantona ahy
Gina aho tsy nahaloa-peo
Nangovitra aho tsy sahy FRA
Fisehoana Ratsin’ny Alina (23/07/2019)
--------
Lien:
Catégorie :
tantara
Fans:
F.R.A