MBOLA LAVITRA NY DIA ... (Falitokiniaina)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Nangingina hatrany fa mbola lavitra ny dia
Tsy natao antsaina hoe mbola ho atsy na ho ari
Fa dia natao ihany toy ny andeha Fianarantsoa
Ary ny hitondra vokatra no natao tao an-doha

Lasa andro, lasa volana dia mandalo avokoa
Na ny akaiky na ny lavitra dia samy mirary soa
Ireo namana milaza fa hamarana @zay
misy ny manasa, mba hiaraka hoe izahay

Izaho mbola miava, mamafy aza indraindray
Ny anio, ny ampitso dia eo an-tanan-dRay
Rehefa tonga izay fotoana, fotoam-pitsinjana
Ao ny manodidina, Tsy ho adino re ny filazana
--------
Lien:
1134 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Falitokiniaina
Inséré par : Falitoki
Date : 06/03/2014 18:03
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0113