Commentaire à propos de Mpitondra???

Revenir à Mpitondra???
hjravs ( 14/10/2016 10:42)
Ny mpitondra, ho'a, rehefa tonga eo amin'ny fitondrana dia mieritreritra hoe mifarana eo aminy ny tantaran'i Madagasikara, tantara mitohy anefa io, ka tokony manoratra tantara tsara izy ho tohizan'ny ao aoriana.
Ajouter un commentaire
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.009