Hevitra momba ny Safidinao
Hiverina amin'ny Safidinao
nirina02 (
07/04/2005 09:32)
mahafinaritra ny ny tonokalona
ary tena marina daholo
izao reheta volazanao ao
ka ny hafatro de mahazo to fona mamorona e de mahereza
hoy aho
ary tena marina daholo
izao reheta volazanao ao
ka ny hafatro de mahazo to fona mamorona e de mahereza
hoy aho
volana02 (
30/09/2005 14:11)
tena ny tantarako ve no resahana sa ahoana e!! marina ka marina
