Safidinao (Fiaritiana)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
tiako ianao hatrizay
nefa olon kafa indray
nandalo teo aminao
nanimba antsika sy ianao

anao anefa ny safidy
hoe izaho ve sa izy?
fa izaho mbola tia anao
hatramin izay ka hatramin izao

izaho tsy afaka hanery
ianao ihany no miteny
ianao koa no mandidy
satria anao ny safidy

tiako ianao na rahoviana
ianao no efa olon tiana
tsy haiko ianao na hitana voady
na handeha hanaraka azy
--------
Rohy:
1236 3
Mpakafy: mishou - nirina02 - athina
Hevitra mandeha
nirina02 ( 07/04/2005 09:32)
mahafinaritra ny ny tonokalona
ary tena marina daholo
izao reheta volazanao ao
ka ny hafatro de mahazo to fona mamorona e de mahereza
hoy aho
volana02 ( 30/09/2005 14:11)
tena ny tantarako ve no resahana sa ahoana e!! marina ka marina
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0145