Ampidiro aloha ny tenimiafina
LEO (FILIGASY)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Rehef'izy inyavy nandrezatra vehivavy
favifavy
tsisy tsiny iny,
dia las'ihany ny saina fa mihamaimaina
sy mihamasaisay
ny Sodoma sy Gomoro-nay
sa izaho no mateti-piavy ?
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana
Commentaires
kennikeli
(
18/05/2006 10:43)
tena joli b le iz fa angamba oul tena ...no nanao azy oh
