BABONAO AHO (Fyh Rah Fredi)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
BABONAO AHO tony taratra azavana ilay hendrikao tony volana mibalika ilay tsikinao, malefaka tokoa ka mahababo ny foko sy ny fanahiko iany koa.Fa vao maita anao aho dia midobodoboka ny foko maniry no ho tatanao dia ho sambatra isika ro.Te higoka fifalina eo anilanao aho! te hitady fasambarana eo akaikinao aho eeeeeh!! BABONAO AHO ry malala! #Alfredi --------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana