fahatsiarovana (ghest1986)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
IZAY REHETRA

1)izay ataoko hatsiarovako anao
na aiza na aiza misy ahy
hatramin'ny zavatra atao
dia injao fa mampatsiahy

2) na dia anaty fiara
sy @ toeram-pitsangatsanganana
dia io ilay tsikinao fa tsy miala
toa somary takonanao tanana


3)eny fa hatramin'ny fitafiako
sy ilay tokonam-baravarana
fitoeran-tsika ,eo ianao ilay itositosiako
miampy ireo teny mamy hila tsy hifarana

"ireny anefa mijanona ho tsiaro
fitiavana sendra nandalo"

hasina
--------
Lien:
931 1
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : ghest1986
Inséré par : andrianirijaonahasinaavotiana
Date : 25/04/2016 19:08
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0139