Lasa... (hents fy)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raha handeha ianao ka handaoAngamba mety ho fantatrao
Ny fahoriako tsy ho lazaiko
Fa aleo ho ato an-tsaiko
Malahelo aho milaza
Tsy hitomany toy ny zaza
Hnagina ka tsy hiteny intsony
Hitalaho ny any am-bony
--------
Lien:
Fans:
hents2705
