Lasa... (hents fy)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raha handeha ianao ka handao
Angamba mety ho fantatrao
Ny fahoriako tsy ho lazaiko
Fa aleo ho ato an-tsaiko

Malahelo aho milaza
Tsy hitomany toy ny zaza
Hnagina ka tsy hiteny intsony
Hitalaho ny any am-bony
--------
Rohy:
886 1
Mpakafy: hents2705
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : hents fy
Nampiditra : hents2705
Daty : 19/04/2011 06:27
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0114