Tokana (Heriarilala Andriamamonjy)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TOKANATokana ny foko
ka tsy mba hosoloako
na homeko olon-kafa
fa efa anao ny laka
dia anao ny lapa
ka oneno sy itoero
ilay saha mamelovelo,
rakotra fitia
iaraha-mifangia!
#Heriarilala
29 mey 2016
16:30
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana
