Commentaire à propos de LOJIKAN'NY FISIANA
Revenir à LOJIKAN'NY FISIANA
andry 1000 (
17/04/2015 06:03)
tena hafa kely indray zany raha aingam-panahy an!!! sao dia manao méditation nareo vao manoratra
fenohasimpitia (
17/04/2015 06:57)
Tena lalin-tsaina enao Ra-hjravs a! tohizo fa m'lay e!
hjravs (
17/04/2015 08:45)
Misaotra, namana a!
vololona208 (
15/05/2015 12:09)
marina izany somary saro-takarina le tononkalo
z'andrygasy (
12/06/2015 17:02)
Mafy anao, vous êtes fort, tohizo foana e!
