Hevitra momba ny LOJIKAN'NY FISIANA

Hiverina amin'ny LOJIKAN'NY FISIANA
andry 1000 ( 17/04/2015 06:03)
tena hafa kely indray zany raha aingam-panahy an!!! sao dia manao méditation nareo vao manoratra
fenohasimpitia ( 17/04/2015 06:57)
Tena lalin-tsaina enao Ra-hjravs a! tohizo fa m'lay e!
hjravs ( 17/04/2015 08:45)
Misaotra, namana a!
vololona208 ( 15/05/2015 12:09)
marina izany somary saro-takarina le tononkalo
z'andrygasy ( 12/06/2015 17:02)
Mafy anao, vous ĂȘtes fort, tohizo foana e!
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0115