efa ... zatra (i-Tie)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tanana zatra mitsotra ka tsy vanon-ko hivonkimbokina.Tongotra zatra mihetsika ka tsy velon-kidongizingizina.
Maso efa zatra mitazana, tsy viza-mitsinjo 'lay tsy haritra.
Vava efa zatra mipentsona, ka vonon-kiresa-maharitra.
--------
Lien:
Catégorie :
Hanina - manokana - Fiononana - Fisarahana - Fahatsiarovana - embona - Eritreritra mandalo - Alahelo - Fitiavana
Fans:
soa.tiana
Commentaires
soa.tiana
(
29/02/2016 08:56)
Tànana havia sy havanana
zay manaonao foana tapahana
zay manaonao foana tapahana