Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hampanginiko ny foko (jaory)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Hampanginiko ny fokoIzay nitepo hatrizay
Hotoniako koa ny saiko
Tsy hamisavisa anao
Be re ny vitan-tsika
Fa ny hoavinao jerena
Ny fonao manontolo angamba
Efa misy manantena
Izao aloha tsy ho kivy
Na koa ketraka amin'izany
Faniriana anie ny antsika
Olom-belona eto antany
Ka raha toa ve tsy tsara
Na koa tsy hanjara
Tsy aleo ve misaraka
Fa tsy izany ve no tsara
Izay , izay fa veloma!
--------
Lien:
Fans:
andrinaivopaul2016
Commentaires
pisokelinah
(
11/10/2010 13:41)
veloma e!ampanginiko kou nenah
nnn1
(
29/11/2010 08:42)
nena mbola tsy mety mangina!
