Commentaire à propos de Nosoratana tao anatin'ny fangorakorahana
Revenir à Nosoratana tao anatin'ny fangorakorahana
Mariano (
17/08/2006 10:04)
Misaotra betsaka an'i Pissoa nampiditra io tononkalo io fa tena mampatsihay ny lalam-piainantsika olombelona io
pissoa (
14/12/2006 20:04)
Mariano : Izaia 38, hihihi.
(Vao misasaka ve ny fiainako
Dia ho faty sahady, hoy aho !
Ka ny androko sisa rehetra
Dia ho very sy hafoiko avokoa.)
(Vao misasaka ve ny fiainako
Dia ho faty sahady, hoy aho !
Ka ny androko sisa rehetra
Dia ho very sy hafoiko avokoa.)
kiala.andria (
11/03/2019 13:40)
matsiro izy izany
antsa tononkalo.R (
31/03/2019 13:30)
"NOSORATANA TAO ANATIN'NY FANGORAKORAHANA"
Anisany ankafiziko indrindra tamin'ireo tononkalony!
Anisany ankafiziko indrindra tamin'ireo tononkalony!
Vonjisoa-Andjanirina (
31/01/2020 12:28)
TSARA BE
hery (
01/02/2020 13:06)
Mampidira foana
