Hevitra momba ny Nosoratana tao anatin'ny fangorakorahana

Hiverina amin'ny Nosoratana tao anatin'ny fangorakorahana
Mariano ( 17/08/2006 10:04)
Misaotra betsaka an'i Pissoa nampiditra io tononkalo io fa tena mampatsihay ny lalam-piainantsika olombelona io
pissoa ( 14/12/2006 20:04)
Mariano : Izaia 38, hihihi.

(Vao misasaka ve ny fiainako
Dia ho faty sahady, hoy aho !
Ka ny androko sisa rehetra
Dia ho very sy hafoiko avokoa.)
kiala.andria ( 11/03/2019 13:40)
matsiro izy izany
antsa tononkalo.R ( 31/03/2019 13:30)
"NOSORATANA TAO ANATIN'NY FANGORAKORAHANA"
Anisany ankafiziko indrindra tamin'ireo tononkalony!
Vonjisoa-Andjanirina ( 31/01/2020 12:28)
TSARA BE
hery ( 01/02/2020 13:06)
Mampidira foana
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0091