Ny Taniko (Joelsonhertina2)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tanako ny tenikoArovako ny taniko
Soratako amin'ny peniko
Fihiniko an-tanako
Arovako lalaiko
Koloiko sy hajaiko
Ny taniko,
Arovako amin'ny teniko
Fadiko dia kajiako
Alaiko tsy hariko
Hajaiko ny teniko
Ny hafa dia voalemiko
--------
Lien:
Catégorie :
Tanindrazana - Eritreritra mandalo