Malala ah…? (kanto sarobidy)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Nanjavona tsy hita ilay taram-pahazavanaRakotr'aizana manorona ny endriny toloko
Tsy tazana minitra, fa dila ka tsy tana
Ilay oram-pitsikiana,nanemitra ny foko
Takon'alahelo , tanaty iray minitra monja
Ny feon'ny taraina ,tsy miala anati foko
Iray minitra kely,nefa bitika mafonjan'..
Rojo-dranomason'ny feon'ny toloko
........……
anefa aki malala,tsy ampiova ahy ireny
fa lalana diavina,na mamy na mangidy
ka na marary izato fo dia tia fa tsy miteny
fa ankom-pahasambarana hatrany ny safidy…
--------
Lien:
Fans:
haraldtohaina - kanto01