Tsiaro (kanto sarobidy)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Nangoraka ngamba ny fony nahatsiaro
Fa efa hatry ny ela no tsy hita nandalo
nandao ampahanginana ,ialan-tsorisory
K'iverina indray ampizioga ampahory

Nitsetra mangina ny foko tomany
Nandraiky marary, nijaly aok'izany
nialany amboletra...nalefam-piteny
Kanefa tsy ahoany avokoa izy ireny

Nefa zavatra tokana kely no tsy aiko
dia kely hoy izy....fa marary ny saiko
hoe tia anie izy f'ianao mahalala
Ny antony izao izay manalasala...
--------
Lien:
1076 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0149