Hevitra momba ny ANY AMBOHIMANGA ANY
Hiverina amin'ny ANY AMBOHIMANGA ANY
zkzandrykely (
10/02/2013 12:03)
Slt an!
Toa tsinjoko hoe tsy lavitra ny marina ity resahinao eto ity an! sa diso ve ah?! Ohatran'ny tena azoko antsaina hoe "Any Ambohimanga any tokoa izy......!
Toa tsinjoko hoe tsy lavitra ny marina ity resahinao eto ity an! sa diso ve ah?! Ohatran'ny tena azoko antsaina hoe "Any Ambohimanga any tokoa izy......!
kiriah (
24/02/2013 15:23)
tsy lavitra ny marina tkou saingy ny anaran-tanĂ na no novaiko kely fa tsy mety ny ady rima raha le tena marina no natao teo , hihihihih
Mitantsotia (
04/04/2013 09:19)
Tena mbola hitako ao i Ambohimanga kah, hendry tsara izy f'aza manahy
